Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [Rakotosaona 1972]
   Tendrombohitra vato: Haram-bato
¶ Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a rocky place [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   grands rochers [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny harana ity (1): Iharanandriana

Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [Rajemisa 1985]

Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra haraña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo] hantsana amoron-drano, tevana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] hantsana, tevana [Rakotosaona 1972]
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny haraña ity (1): Iharaña

Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo] akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] corail. [David 1952 (takila H)]
Voambolana  

Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tanala] akora [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   sea shells; an eggshell [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   coquillage; coque des oeufs [Hallanger 1974]
Voambolana  

Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] faty maina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra harana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra Harana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Harana [Baiboly]
Famaritana anglisy   Haran [Baiboly]
Famaritana frantsay   Harân [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Aràna
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

2017/06/29