Teny iditra haranany > aranana (arana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2]
 To be indulged, to be spoiled, [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Envers qui on est indulgent; [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aranana, aranako, arananao, aranany, aranantsika, arananay, arananareo, aranan', aranan-, aranam-, arana-
Ny lasa : naranana, naranako, narananao, naranany, naranantsika, narananay, narananareo, naranan', naranan-, naranam-, narana-
Ny hoavy : haranana, haranako, harananao, haranany, haranantsika, harananay, harananareo, haranan', haranan-, haranam-, harana-
Filaza mandidy : arano
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haranany > haranana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1]
 Taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The gizzard [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Gésier [1.3, 1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra dimany
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Fivaditsoratra