Teny iditra harankana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kapotsaka, mpamitaka amin' ny laingalainga ka tsy azo toky loatra amin' izay lazainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cunning, crafty, guileful; one who deals in fiction, fond of the marvelous. See fetsy. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31