Teny iditra hararaotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy ulceration [Richardson 1885]
Famaritana frantsay panaris [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hararaotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [Richardson 1885]

2011/04/04