Teny iditra harato
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a net, net-work, a fishing net. [Richardson 1885]
 a fishnet [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille
¶ appareil, bandage pour les membres fracturés [Abinal 1888]
 filet de pêche [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Ohatra Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [Andriamalala: Ranomasina, takila 45]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra harato (haratra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao harasana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

2017/06/29