Teny iditra haratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of shaving [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de se raser [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny haratra ity (1): Maroharatra

Teny iditra haratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] hazo lolohavin'ny andriambo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy the purlins in the roof of a house. [Richardson 1885]
 a purlin or lengthwise stringer under a roof [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les pannes des toits [Hallanger 1974]
Mpanahaka  hara-boalavo ~ mitatao haratra ambany ~ mitatao haratra ambony

Teny iditra haratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  aratra [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  aratra [Hallanger 1974]

2013/03/27