Teny iditra haratsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
¶ Havetavetana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy evil, wickedness [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay méchanceté [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 malheur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 malice [Abinal 1888]
 mauvais état, mauvaise qualité, laideur [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra faharatsiana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31