Teny iditra haravoana (ravo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay la joie, l'allégresse [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Hafaliana sy haravoana no hita ao mbamin'ny fisaorana sy ny feo fiderana. [Baiboly: 29:051:003/Isaia 51:3..]

2013/11/13