Teny iditra harena mainty molaly (harena, mainty, molaly)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy harena nolovan' ny tena na hary talohan' ny fanambadiana ka tsy iaraha-mizara amin' ny vady raha misaraka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31