Teny iditra haren-danim-bazo (hary, lany, vazo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31