Teny iditra haren-jazavavy (hary, zaza, vavy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy vola na fananana entin' ny zazavavy mitokan-trano [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a marriage portion given to a daughter. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31