Teny iditra harihary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina
¶ Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy
¶ Rikarikan-tany
¶ Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy exposure. [Richardson 1885]
 exposure to view [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay exposition à la vue [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2016/09/17