Teny iditra harika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin' olona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a scowl. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay regard de travers [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2011/04/04