Teny iditra hariva
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the evening [Richardson 1885]
 the afternoon, the evening [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'après midi, le soir [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hariva
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Folaka: Hariva ny andro
¶ Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [Rajemisa 1985]

Teny iditra hariva
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [Rajemisa 1985]

2010/05/16