Teny iditra harivariva (hariva)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay duplicatif [Abinal 1888]
Ohatra 
1Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. [Rajohanesa: Kintana]
2Harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. [Andriamalala: Ranomasina]
Teny nalaina 

2012/02/28