Teny iditra haro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara
¶ Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [Rajemisa 1985]
   fitambarana taharo roa na maromaro [SLP: Voambolana]
   [Taisaka] fifangaroana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [Richardson 1885]
   a mixture [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   mélange [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   complexe, mélange, composition [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   fangaro ~ laro

Teny iditra haro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Taisaka] corbeille [Deschamps 1936]

Teny iditra haro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fihadiana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra haro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] alina [Rakotosaona 1972]

2017/04/22