Teny iditra harofana (haroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy
¶ Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see haroka [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [Abinal 1888]
Endriteny 
harofana
harofako
harofanao
harofany
harofantsika
harofanay
harofanareo
harofan'
harofan-
harofam-
harofa-
noharofana
noharofako
noharofanao
noharofany
noharofantsika
noharofanay
noharofanareo
noharofan'
noharofan-
noharofam-
noharofa-
hoharofana
hoharofako
hoharofanao
hoharofany
hoharofantsika
hoharofanay
hoharofanareo
hoharofan'
hoharofan-
hoharofam-
hoharofa-
harofy

2016/09/09