Teny iditra haroka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakana zavatra any anaty lavaka na rano [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Action de fouiller, de plonger, de passer la main dans [Abinal 1888]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra haroka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fangaronana mba hahalalana izay afenin' [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   deceit, fraud, duplicity, double dealing, ferreting out [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Action de sonder quelqu’un [Abinal 1888]
   fourberie. [Tankarana] [David 1952 (takila H)]

Teny iditra haroka
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   hollow, hollowed out, as a canoe. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Creux, creusé [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10