Teny iditra haron > arona (rona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
arona
aroko
aronao
arony
arontsika
aronay
aronareo
aron'
aron-
arom-
aro-
narona
naroko
naronao
narony
narontsika
naronay
naronareo
naron'
naron-
narom-
naro-
harona
haroko
haronao
harony
harontsika
haronay
haronareo
haron'
haron-
harom-
haro-
arony

Teny iditra haron > aroña
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] ary: etsy sy aroña [Rakotosaona 1972]

Teny iditra haron > Arona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Arona, Aarona: [Baiboly]
Famaritana malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Aaron [Baiboly]
Famaritana frantsay Aaron [Baiboly]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Teny iditra haron > haro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara
¶ Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [Rajemisa 1985]
 fitambarana taharo roa na maromaro [SLP 1986]
  [Taisaka] fifangaroana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [Richardson 1885]
 a mixture [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mélange [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay complexe, mélange, composition [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fangaro ~ laro

Teny iditra haron > haro
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Taisaka] corbeille [Deschamps 1936]

Teny iditra haron > haro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fihadiana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra haron > haro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] alina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra haron > harona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act ot putting the hand into something; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de fouiller de la main [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
harona
haroko
haronao
harony
harontsika
haronay
haronareo
haron'
haron-
harom-
haro-
-karona
-karoko
-karonao
-karony
-karontsika
-karonay
-karonareo
-karon'
-karon-
-karom-
-karo-

Teny iditra haron > harona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [Richardson 1885]
 a round basket without handles [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay corbeille; corbeille ronde sans anse [Hallanger 1974]
Endriteny 
harona
haroko
haronao
harony
harontsika
haronay
haronareo
haron'
haron-
harom-
haro-
-karona
-karoko
-karonao
-karony
-karontsika
-karonay
-karonareo
-karon'
-karon-
-karom-
-karo-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 