Teny iditra hasaka
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy  [Bezanozano] vony, manamotamo [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka, Tambahoaka] vony [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy a small yellow bead
¶ used in the provinces for vony (yellow). [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Tankarana] perle jaune
¶ jaune [David 1952 (takila H)]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra hasaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy good, valuable [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31