Teny iditra hasemporana (sempotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijanonan' ny fiaina vokatry ny tsy fahampian' ny oksizena na ny tsy fisiany mihitsy aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Essoufflement, dyspnée [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05