Teny iditra hasiaka (siaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny toetran' ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan' ity sakay ity [1.1]
Tovy hevitra fahasiaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20