Teny iditra hasihasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahamenarana na fahatahorana fa tsy araka ny nampoizina ny zava-nitranga fa niharihary ny lainga na ny hadisoana natao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Timidité, confusion [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/18