Teny iditra | hasoa (soa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra soa, toetra tsara Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [1.1] | |
Fivaditsoratra | hasoa, hoasa, sahoa, saoha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |