Teny iditra hatahorana (tahotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tahotra tsaroan' ny tena: Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fahatahorana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05