Teny iditra hataka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao
¶ Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò!
¶ Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray
Famaritana anglisy   a request, a thing begged, alms. [Richardson 1885]
   a request, an entreaty [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   demande, requête [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   supplique, prière [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra hataka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra hataka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] anaran-gidro madinika [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] animal nocturne. § tsìdika. [David 1952 (takila H)]
Famaritana anglisy   Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major
¶ weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus)
¶ small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [Mittermeier: Lemurs]
Famaritana frantsay   grand chéirogale (Cheirogaleus major)
¶ Lépilemur (Lepilemur mustelinus)
¶ Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana  
Anarana siantifika   Cheirogaleus major, Lepilemur microdon, Lepilemur mustelinus
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Gidro
Fifanahafana   tsidy ~ tsitsily ~ fitiliky ~ kotrika ~ trangalavaka

Teny iditra Hatàka
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Hatach [Baiboly]
Famaritana frantsay   Hataq [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Atàka
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10