Teny iditra hatanorana (tanora)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Youth; the days of youth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La jeunesse, le jeune âge [1.8]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20