Teny iditra hateloana (telo)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala
¶ Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ha-, and telo, three.] three days. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay trois jours [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny nalaina 

2010/05/16