Teny iditra hatevenana (tevina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevenan' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika
Indrakely: Voatondro telo ny hatevenan' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1]
Tovy hevitra hatevina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05