Teny iditra hatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Ny bikany  
hatra
hatramy
hatrany
hatr'
Fifanahafana   hatramy

Teny iditra hatra
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   up to, as far as (of time and space) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   depuis, jusqu'à [Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra hatra
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   a word for zatra [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   habitué. § zàtra. [Tankarana] [David 1952 (takila H)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10