Teny iditra hatrakatraka (hatraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Rehaka, rehareha, aniona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   levity, dissipation, liveliness, pride. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   fierté, arrogance, fanfaronnade [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hatraka

Teny iditra hatrakatraka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Hamenana midorehitra, mivaivay. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   rouge écarlate [Abinal 1888]
Sampanteny  

2018/09/17