Teny iditra hatraorina (haotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kikisana amin' ny hohon-tanana (ny faritra mangidihidy amin' ny tena) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hatraorina
hatraoriko
hatraorinao
hatraoriny
hatraorintsika
hatraorinay
hatraorinareo
hatraorin'
hatraorin-
hatraorim-
hatraori-
nohatraorina
nohatraoriko
nohatraorinao
nohatraoriny
nohatraorintsika
nohatraorinay
nohatraorinareo
nohatraorin'
nohatraorin-
nohatraorim-
nohatraori-
hohatraorina
hohatraoriko
hohatraorinao
hohatraoriny
hohatraorintsika
hohatraorinay
hohatraorinareo
hohatraorin'
hohatraorin-
hohatraorim-
hohatraori-
hatraory
Teny mitovy hevitra haotraorina

2010/05/05