Teny iditra hatsahana (hatsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mitovy tantana, faranana: Mbola tokony hohatsahana ity tany eto ity fa misy mivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be cut regularly, to be straightened, to be arranged beforehand. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hatsahana, hatsahako, hatsahanao, hatsahany, hatsahantsika, hatsahanay, hatsahanareo, hatsahan', hatsahan-, hatsaham-, hatsaha-
Ny lasa : nohatsahana, nohatsahako, nohatsahanao, nohatsahany, nohatsahantsika, nohatsahanay, nohatsahanareo, nohatsahan', nohatsahan-, nohatsaham-, nohatsaha-
Ny hoavy : hohatsahana, hohatsahako, hohatsahanao, hohatsahany, hohatsahantsika, hohatsahanay, hohatsahanareo, hohatsahan', hohatsahan-, hohatsaham-, hohatsaha-
Filaza mandidy : hatsaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05