Teny iditra | hatsarana (tsara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | excellence; goodness [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | excellence; bonté [Hallanger 1974] | |
Teny mitovy hevitra | fahatsarana ~ hatsara | |
Teny iditra | hatsarana (tsara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |