Teny iditra hatsia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Anaram-bolana iray amin'ny Betsimisaraka manomboka mitselitra sy mikotroka ny andro, anaram-bolana voalohany amin'ny taona [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31