Teny iditra hatsiaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fisian-kafanana; hirifiry; nara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cold, coldness, chilliness, frigidness. See nara, marikoditra. [mal. Sejuk, cool.] [Richardson 1885]
 the cold [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le froid [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay froid, fraîcheur
¶ détente. [Voambolana: Fanatanjahan-tena] [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2011/04/13