Teny iditra hatsika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiantsoana olona atao amin' ny fihetsiky ny tanana na ny loha mba hanatonany
¶ famaikana ny fem-basy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the movement of the hands or fingers in beckoning, etc. note that the hand is held with the palm downward. Comp hofa. [Richardson 1885]
   beckoning with the hand (palm downward) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   appel fait avec la main [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2011/04/13