Teny iditra hatsivo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volotsangana na bararata kely fasiana vanja fanao faham-basy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cartridge, a piece of small bamboo used for holding a single charge of powder. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra hatsivo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] nofo mivongana amin'ny hihy, aretinify [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra hativo

2009/04/08