Teny iditra hatsohatso (hatso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hafotsy manjopiaka sy hadio manganohano
Lainga tsara afina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See hatsakatsaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Mensonge bien déguisé
Blancheur [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra hatso
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14