Teny iditra hatsotso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Laingalainga mba hampihomehy: Fantatro ny hatsotsonao Rakoto a!
Mpandaingalainga mba hampihomehy, kapotsaka: Hatsotson' olona re izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Jocular, jesting, fabulous. See hatsikana. [1.2]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/25