Teny iditra havanana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the right side [mal. (tanang) kanan (?).] [Richardson 1885]
   the right hand or the right side [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   la droite, le côté droit, la place d'honneur [Abinal 1888]
   le côté droit, la main droite [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Ny bikany  
havanana
havanako
havananao
havanany
havanantsika
havananay
havananareo
havanan'
havanan-
havanam-
havana-
-kavanana
-kavanako
-kavananao
-kavanany
-kavanantsika
-kavananay
-kavananareo
-kavanan'
-kavanan-
-kavanam-
-kavana-
Fifanoheran-keviteny  
Teny nalaina  

Teny iditra havanana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mahay, ga: Havanana amin' ny sary Rakoto [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   right-handed; adroit, able [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qui est supérieur en grade à un autre
¶ qui est habile, qui sait faire [Abinal 1888]
   qui travaille de la main droite; droitier [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/04