Teny iditra havangavana (havana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (mandray ny hevitry ny teny roa mitovy hoe havana). Fanariana ny havana ory [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action de délaisser des parents malheureux [Abinal 1888]
Sampanteny 
Mpanahaka  havankavana

2016/09/08