Teny iditra havaniana
Singan-teny ha- (hatra) ; vaniana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Hatreo amin' ny vaniana ny halaliny: Rano havaniana ve dia hahadifotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Up to the loins [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jusqu' aux reins [1.3]
 Il y a de l' eau jusqu' aux reins, jusqu' au salaka qui entoure les reins [2.415]
Ohatra Nolazain-dRamaria fa netin' ny Tompo nihoatra ilay tamboho kely havaniana teo anilan' ny tranony izy, ka napetrany teo amin' ilay fiarakodia volamena. [2.649]
Voambolana 
Tovy hevitra am-pisalakana ~ havalahana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20