Teny iditra havanja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana fanangonana omby any an' efitra; tanin' ahitra fiandrasana omby; kijana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the sporting about of cattle; a resorting place of cattle. See kijana. [Richardson 1885]
Mpanahaka  falihavanja

2011/04/13