Teny iditra havaozina (vao)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Soloana hafa: Nohavaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
¶ Soloana vaovao: Havaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
¶ Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hohavaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be renewed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on renouvelle, qu'on remet à neuf, qu'on révise [Hallanger 1974]
Endriteny 
havaozina
havaoziko
havaozinao
havaoziny
havaozintsika
havaozinay
havaozinareo
havaozin'
havaozin-
havaozim-
havaozi-
nohavaozina
nohavaoziko
nohavaozinao
nohavaoziny
nohavaozintsika
nohavaozinay
nohavaozinareo
nohavaozin'
nohavaozin-
nohavaozim-
nohavaozi-
hohavaozina
hohavaoziko
hohavaozinao
hohavaoziny
hohavaozintsika
hohavaozinay
hohavaozinareo
hohavaozin'
hohavaozin-
hohavaozim-
hohavaozi-
havaozy
Teny mitovy hevitra vaozina

2012/04/18