Teny iditra havatravatra (havatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsikofokofohana, fientanentanan' ny vatana manontolo, fihendratrendratana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a leap, a spring, a jump, a start. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2010/06/08