Teny iditra havatsa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   tatouage [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Havatsa
Sokajin-teny   anarana
Voambolana  
Habaka   Havatsa UPEM Frantsa (http://havatsa.upem.frantsa.org)

Nohavaozina tamin' ny 2011/08/12