Teny iditra havitsina (vitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ahana, hakelezina isa: Kely ity efitrano fianarana itỳ ka tsy maintsy hohavitsinao ny isan' ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be reduced to a small number [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on réduit à un petit nombre [Hallanger 1974]
Endriteny 
havitsina
havitsiko
havitsinao
havitsiny
havitsintsika
havitsinay
havitsinareo
havitsin'
havitsin-
havitsim-
havitsi-
nohavitsina
nohavitsiko
nohavitsinao
nohavitsiny
nohavitsintsika
nohavitsinay
nohavitsinareo
nohavitsin'
nohavitsin-
nohavitsim-
nohavitsi-
hohavitsina
hohavitsiko
hohavitsinao
hohavitsiny
hohavitsintsika
hohavitsinay
hohavitsinareo
hohavitsin'
hohavitsin-
hohavitsim-
hohavitsi-
havitsio

2010/06/25