Teny iditra havoana (avo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tanety iva [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Tendrombohitra tsy dia avo loatra: En [...]
Mitovy hevitra: bongon-tany ~ dongona ~ kiborin-tany ~ ongonongon-tany ~ tendrombohitra ~ tovon-tany ~ vohon-tany [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a hill, an ascent, a mountain, hilly ground; also a tree. See abo, avo, tendrombohitra. [Richardson 1885]
   a high place, high ground [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   plateau, terre haute [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Hitanao ve iry havoana kely hodidinin' ny ala iry? [Andriamalala: Taolambalo, takila 15]
2Nitobianay ary ny havoana onenantsika ankehitriny. [Profita: Ranary, takila 30]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/12