Teny iditra | havoria | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Famokarana ny razana avy ao amin' ny fasana anirotra arahin' ny fanitrihana ao amin' ny fasana raikitra [1.1] | |
Fivaditsoratra | harivao, havoria, iravaho, voahary, voahira |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |